Entry | 1 tsy roa aman-tany |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tsy, roa, amana, tany |
Examples |
4 [2.470] Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. 5 [2.472] Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |